<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>He, lasa ny zaza malalan'ny fo! FFPM661</title>
<lyrics>[V1]
 He, lasa ny zaza malalan'ny
 fo !
 Atolotra ny tany ny tena ho lo.

[V2]
 Tsy maty anefa ny zaza, fa he
 Jesosy no milaza :
 « Matory izy e ! »

[V3]
 Jesosy hamoha ny zaza indray,
 Hiara-paly amin'anjelin'ny
 Ray.

[V4]
 Ka mba mionòna, ry havana
 atý !
 Ho hitanao ny zaza ao
 an-danitra arý.</lyrics>
<hymn_number>661</hymn_number>
</song>